Surah At-Takathur amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah At-Takathur miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (8 Andininy — مكية). At-Takathur Henoy, At-Takathur Fandikana, At-Takathur mp3, At-Takathur pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah At-Takathur

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy
M Mahmoud Khalil Al-Husary
A Abdurrahman As-Sudais
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi
A Abdul Basit Abdul Samad
A Ali Al-Hudhaify
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy
A Abu Bakr Ash-Shaatree
M Muhammad Ayyoub
A Abdullah Basfar
A Abdullah Al-Juhani
M Maher Al Muaiqly
x1
أَلْهَاكُمُ التَّكَاثُرُ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Variana amin'ny fanangonan-karena tokoa ianareo.
حَتَّىٰ زُرْتُمُ الْمَقَابِرَ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Eny , mandra-pahatongavanareo ao am-pasana.
كَلَّا سَوْفَ تَعْلَمُونَ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Tsia , mbola ho fantatrareo !
ثُمَّ كَلَّا سَوْفَ تَعْلَمُونَ ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
Eny , mbola ho fantatrareo marimarina tokoa !
كَلَّا لَوْ تَعْلَمُونَ عِلْمَ الْيَقِينِ ۝٥
📖 Fandikana Andininy 5
Raha toa ka fantatrareo am-pahalalana marina.
لَتَرَوُنَّ الْجَحِيمَ ۝٦
📖 Fandikana Andininy 6
dia ho hitanareo tokoa ny afobe
ثُمَّ لَتَرَوُنَّهَا عَيْنَ الْيَقِينِ ۝٧
📖 Fandikana Andininy 7
ka ho hatrehin’ny masonareo marina izany.
ثُمَّ لَتُسْأَلُنَّ يَوْمَئِذٍ عَنِ النَّعِيمِ ۝٨
📖 Fandikana Andininy 8
Ka amin'izany fotoana izany dia tsy maintsy hanontaniana ny amin'ireo harena maro be ianareo.
← 101 At-Takathur (102/114) 103 →
Vakio Surah At-Takathur Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

102التكاثر At-Takathur 📚 8 Andininy مكية

Andininy isan-tsokajy – Surah At-Takathur — 8 Andininy




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers