Surah Al-'Asr amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah Al-'Asr miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (3 Andininy — مكية). Al-'Asr Henoy, Al-'Asr Fandikana, Al-'Asr mp3, Al-'Asr pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah Al-'Asr

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
—
x1
bismillah
وَالْعَصْرِ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Mianiana Aho amin'ny fotoana.
إِنَّ الْإِنسَانَ لَفِي خُسْرٍ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Fa tena marina, ny olombelona dia ao anatin'ny fahaverezana.
إِلَّا الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ وَتَوَاصَوْا بِالْحَقِّ وَتَوَاصَوْا بِالصَّبْرِ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Afa-tsy ireo izay nino sy nanao ny asa soa ary nifanananatra ny amin'ny fahamariana, sy nifananatra ihany koa tamim-paharetana.
← 102 Al-'Asr (103/114) 104 →
Vakio Surah Al-'Asr Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

103العصر Al-'Asr 📚 3 Andininy مكية



Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers