Surah Ad-Duha amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah Ad-Duha miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (11 Andininy — مكية). Ad-Duha Henoy, Ad-Duha Fandikana, Ad-Duha mp3, Ad-Duha pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah Ad-Duha

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy
M Mahmoud Khalil Al-Husary
A Abdurrahman As-Sudais
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi
A Abdul Basit Abdul Samad
A Ali Al-Hudhaify
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy
A Abu Bakr Ash-Shaatree
M Muhammad Ayyoub
A Abdullah Basfar
A Abdullah Al-Juhani
M Maher Al Muaiqly
x1
وَالضُّحَىٰ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Mianiana Aho amin'ny misandratr'andro.
وَاللَّيْلِ إِذَا سَجَىٰ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Sy ny amin'ny alina mikitroka.
مَا وَدَّعَكَ رَبُّكَ وَمَا قَلَىٰ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Fa tsy nandao sy tsy nankahala anao ny Tomponao,
وَلَلْآخِرَةُ خَيْرٌ لَّكَ مِنَ الْأُولَىٰ ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
Ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra ho anao nohon'ny fiainana eto an-tany.
وَلَسَوْفَ يُعْطِيكَ رَبُّكَ فَتَرْضَىٰ ۝٥
📖 Fandikana Andininy 5
Hanome fahasoavana ho anao ny Tomponao ka dia ho afa-po tokoa ianao noho izany.
أَلَمْ يَجِدْكَ يَتِيمًا فَآوَىٰ ۝٦
📖 Fandikana Andininy 6
Moa va tsy hitany tao anatin'ny fahakambotiana ianao ka tsy noraisiny ?
وَوَجَدَكَ ضَالًّا فَهَدَىٰ ۝٧
📖 Fandikana Andininy 7
Hitany tao anaty fahaverezana ianao ka dia notarihiny.
وَوَجَدَكَ عَائِلًا فَأَغْنَىٰ ۝٨
📖 Fandikana Andininy 8
ary hitany tao anatin'ny fahantrana lalina ianao ka dia nomeny ny ampy.
فَأَمَّا الْيَتِيمَ فَلَا تَقْهَرْ ۝٩
📖 Fandikana Andininy 9
Koa aza manao tsindry hazo lena ny kamboty.
وَأَمَّا السَّائِلَ فَلَا تَنْهَرْ ۝١٠
📖 Fandikana Andininy 10
Ary aza atosi-boho-tanana ny mpangataka,
وَأَمَّا بِنِعْمَةِ رَبِّكَ فَحَدِّثْ ۝١١
📖 Fandikana Andininy 11
Fa lazao kosa ireo fahasoavan'ny Tomponao.
← 92 Ad-Duha (93/114) 94 →
Vakio Surah Ad-Duha Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

93الضحى Ad-Duha 📚 11 Andininy مكية

Andininy isan-tsokajy – Surah Ad-Duha — 11 Andininy




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers