Surah Al-Qadr amin'ny teny Arabo sy Malagasy
Vakio ny Surah Al-Qadr miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (5 Andininy — مكية). Al-Qadr Henoy, Al-Qadr Fandikana, Al-Qadr mp3, Al-Qadr pdf.Vakio sy Henoy ny Surah Al-Qadr
🎧 Andininy
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
—
x1
إِنَّا أَنزَلْنَاهُ فِي لَيْلَةِ الْقَدْرِ ١
📖 Fandikana
Andininy 1
Tena marina fa nampidiniko tamin'ny alin'ny lahatra tokoa ny Kor'any.
وَمَا أَدْرَاكَ مَا لَيْلَةُ الْقَدْرِ ٢
📖 Fandikana
Andininy 2
Moa fantatrao va inona izany alin'ny lahatra izany ?
لَيْلَةُ الْقَدْرِ خَيْرٌ مِّنْ أَلْفِ شَهْرٍ ٣
📖 Fandikana
Andininy 3
Ny alin'ny lahatra dia tsara lavitra mihoatra ny arivo volana.
تَنَزَّلُ الْمَلَائِكَةُ وَالرُّوحُ فِيهَا بِإِذْنِ رَبِّهِم مِّن كُلِّ أَمْرٍ ٤
📖 Fandikana
Andininy 4
Alina izay hidinan'ireo anjely sy ny fanahy nohon'ny alàlana avy amin'ny Tompon'izy ireo ho fanatanterahana ny baiko rehetra.
سَلَامٌ هِيَ حَتَّىٰ مَطْلَعِ الْفَجْرِ ٥
📖 Fandikana
Andininy 5
Ary alina feno fiadanana izany mandra-pahatongavan'ny maraina vao mangiran-dratsy.
Vakio Surah Al-Qadr Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers

