Surah Al-Fatihah amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah Al-Fatihah miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (7 Andininy — مكية). Al-Fatihah Henoy, Al-Fatihah Fandikana, Al-Fatihah mp3, Al-Fatihah pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah Al-Fatihah

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
—
x1
بِسْمِ اللَّهِ الرَّحْمَٰنِ الرَّحِيمِ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Amin'ny anaran'i Allah,ilay Be indrafo,ilay Be fiantrana.
الْحَمْدُ لِلَّهِ رَبِّ الْعَالَمِينَ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Ny Dera sy ny Voninahitra rehetra dia ho an'Allah Ilay Tompon'izao tontolo izao.
الرَّحْمَٰنِ الرَّحِيمِ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
ilay Be Indrafo, ilay Be Fiantrana.
مَالِكِ يَوْمِ الدِّينِ ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
Mpanjakan'ny andro fitsarana
إِيَّاكَ نَعْبُدُ وَإِيَّاكَ نَسْتَعِينُ ۝٥
📖 Fandikana Andininy 5
Ianao irery ihany no tompoinay, ary Ianao irery ihany koa no angatahinay ny famonjena.
اهْدِنَا الصِّرَاطَ الْمُسْتَقِيمَ ۝٦
📖 Fandikana Andininy 6
Tariho mandrakariva amin'ny làlana mahitsy izahay.
صِرَاطَ الَّذِينَ أَنْعَمْتَ عَلَيْهِمْ غَيْرِ الْمَغْضُوبِ عَلَيْهِمْ وَلَا الضَّالِّينَ ۝٧
📖 Fandikana Andininy 7
Dia làlan'ireo nomenao fahasoavana; fa tsy ny an'ireo izay niharan'ny fahatezerana na ireo very làlana.
Al-Fatihah (1/114) 2 →
Vakio Surah Al-Fatihah Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

1الفاتحة Al-Fatihah 📚 7 Andininy مكية



Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers