Surah Al-Kafirun amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah Al-Kafirun miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (6 Andininy — مكية). Al-Kafirun Henoy, Al-Kafirun Fandikana, Al-Kafirun mp3, Al-Kafirun pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah Al-Kafirun

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
—
x1
bismillah
قُلْ يَا أَيُّهَا الْكَافِرُونَ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Lazao hoe : "O ! Ianareo tsy mpino,"
لَا أَعْبُدُ مَا تَعْبُدُونَ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Izaho dia tsy manompo izay tompoinareo.
وَلَا أَنتُمْ عَابِدُونَ مَا أَعْبُدُ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Ary ianareo koa dia tsy manompo izay tompoiko.
وَلَا أَنَا عَابِدٌ مَّا عَبَدتُّمْ ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
Eny ! tsy hanompo izay tompoinareo aho na oviana na oviana !
وَلَا أَنتُمْ عَابِدُونَ مَا أَعْبُدُ ۝٥
📖 Fandikana Andininy 5
Ary ianareo koa dia tsy hanompo izay tompoiko.
لَكُمْ دِينُكُمْ وَلِيَ دِينِ ۝٦
📖 Fandikana Andininy 6
Ho anareo ny fivavahanareo, ary ho ahy kosa ny fivavahako !
← 108 Al-Kafirun (109/114) 110 →
Vakio Surah Al-Kafirun Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

109الكافرون Al-Kafirun 📚 6 Andininy مكية



Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers