Surah An-Nas amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah An-Nas miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (6 Andininy — مكية). An-Nas Henoy, An-Nas Fandikana, An-Nas mp3, An-Nas pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah An-Nas

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy
M Mahmoud Khalil Al-Husary
A Abdurrahman As-Sudais
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi
A Abdul Basit Abdul Samad
A Ali Al-Hudhaify
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy
A Abu Bakr Ash-Shaatree
M Muhammad Ayyoub
A Abdullah Basfar
A Abdullah Al-Juhani
M Maher Al Muaiqly
x1
قُلْ أَعُوذُ بِرَبِّ النَّاسِ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Lazao hoe : "mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny olombelona aho.
مَلِكِ النَّاسِ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Ilay mpanjakan'ny olombelona.
إِلَٰهِ النَّاسِ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Andriamanitry ny olombelona.
مِن شَرِّ الْوَسْوَاسِ الْخَنَّاسِ ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
manoloana ny ratsy ataon’ny mpibitsibitsika miafina
الَّذِي يُوَسْوِسُ فِي صُدُورِ النَّاسِ ۝٥
📖 Fandikana Andininy 5
izay maka fanahy ny fon’olombelona,
مِنَ الْجِنَّةِ وَالنَّاسِ ۝٦
📖 Fandikana Andininy 6
Na avy amin'ny jiny (Angatra / Matoatoa) izany na avy amin'ny olombelona izy ireny."
← 113 An-Nas (114/114)
Vakio Surah An-Nas Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

114الناس An-Nas 📚 6 Andininy مكية

Andininy isan-tsokajy – Surah An-Nas — 6 Andininy




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers