At-Takathur · 7/8
Fandikana Fanononana — Surah At-Takathur
ثُمَّ لَتَرَوُنَّهَا عَيْنَ الْيَقِينِ ۝٧
Thumma latara wunnaha `ainal yaqeen
📖 Dikany Malagasy
ka ho hatrehin’ny masonareo marina izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-8 — Surah At-Takathur

5كَلَّا لَوْ تَعْلَمُونَ عِلْمَ الْيَقِينِ
Raha toa ka fantatrareo am-pahalalana marina.
6لَتَرَوُنَّ الْجَحِيمَ
dia ho hitanareo tokoa ny afobe
7ثُمَّ لَتَرَوُنَّهَا عَيْنَ الْيَقِينِ
ka ho hatrehin’ny masonareo marina izany.
8ثُمَّ لَتُسْأَلُنَّ يَوْمَئِذٍ عَنِ النَّعِيمِ
Ka amin'izany fotoana izany dia tsy maintsy hanontaniana ny amin'ireo harena maro be ianareo.
At-TakathurFizahan-takila Koraña
8Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — At-Takathur 7

Surah At-Takathur Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ka ho hatrehin’ny masonareo marina izany.

Surah Andininy 7/8 — Surah At-Takathur التكاثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Takathur Henoy, Surah At-Takathur Fandikana, Surah At-Takathur mp3, Surah At-Takathur pdf. Andininy 5–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers