Surah At-Takathur pdf — Alaino (Malagasy)
Surah At-Takathur pdf Malagasy — Alaino Surah At-Takathur Fandikana. Surah At-Takathur (Meccan) 8 Andininy.
Related
- Surah At-Takathur FandikanaMalagasy
- Surah At-Takathur mp3Henoy
- Quran Index Malagasy114
More Surah PDF
Surah At-Takathur

ﮣﮤﮥ
102:1
Variana amin'ny fanangonan-karena tokoa ianareo.
ﮦﮧﮨﮩ
102:2
Eny , mandra-pahatongavanareo ao am-pasana.
ﮪﮫﮬﮭ
102:3
Tsia , mbola ho fantatrareo !
ﮮﮯﮰﮱﯓ
102:4
Eny , mbola ho fantatrareo marimarina tokoa !
ﯔﯕﯖﯗﯘﯙ
102:5
Raha toa ka fantatrareo am-pahalalana marina.
ﯚﯛﯜ
102:6
dia ho hitanareo tokoa ny afobe
ﯝﯞﯟﯠﯡ
102:7
ka ho hatrehin’ny masonareo marina izany.
ﯢﯣﯤﯥﯦﯧ
102:8
Ka amin'izany fotoana izany dia tsy maintsy hanontaniana ny amin'ireo harena maro be ianareo.
Koraña Masina
Wednesday, September 9, 2026
Don't forget us in your sincere prayers







