Surah Quraishy amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah Quraishy miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (4 Andininy — مكية). Quraishy Henoy, Quraishy Fandikana, Quraishy mp3, Quraishy pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah Quraishy

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
—
x1
bismillah
لِإِيلَافِ قُرَيْشٍ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Nohon'ny amin'ny fifanarahan'ireo koraisy.
إِيلَافِهِمْ رِحْلَةَ الشِّتَاءِ وَالصَّيْفِ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Ilay fifanarahan'izy ireo amin'ny fandehanana mandritra ny ririnina sy amin'ny fahavaratra.
فَلْيَعْبُدُوا رَبَّ هَٰذَا الْبَيْتِ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Dia aoka hanompo ny Tompon'ity trano masina ity izy ireo.
الَّذِي أَطْعَمَهُم مِّن جُوعٍ وَآمَنَهُم مِّنْ خَوْفٍ ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
Dia Ilay nampisakafo azy ireo tamin'ny hanoanana ary nanome fandriam-pahalemana azy ireo tao anatin'ny tahotra.
← 105 Quraishy (106/114) 107 →
Vakio Surah Quraishy Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

106قريش Quraysh 📚 4 Andininy مكية



Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers