Surah Al-Fil amin'ny teny Arabo sy Malagasy
Vakio ny Surah Al-Fil miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (5 Andininy — مكية). Al-Fil Henoy, Al-Fil Fandikana, Al-Fil mp3, Al-Fil pdf.Vakio sy Henoy ny Surah Al-Fil
🎧 Andininy
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
—
x1
أَلَمْ تَرَ كَيْفَ فَعَلَ رَبُّكَ بِأَصْحَابِ الْفِيلِ ١
📖 Fandikana
Andininy 1
Moa tsy fantatrao va nanao ahoana no nanaovan'ny Tomponareo ireo olon'ny elefanta ?
أَلَمْ يَجْعَلْ كَيْدَهُمْ فِي تَضْلِيلٍ ٢
📖 Fandikana
Andininy 2
Moa va tsy nataony nanjavona ny teti-dratsin'izy ireo ?
وَأَرْسَلَ عَلَيْهِمْ طَيْرًا أَبَابِيلَ ٣
📖 Fandikana
Andininy 3
Ka nandefasany andiam-borona maro mifanesy izy ireo,
تَرْمِيهِم بِحِجَارَةٍ مِّن سِجِّيلٍ ٤
📖 Fandikana
Andininy 4
Izay nitoraka tanimanga avy amin'ny Afobe azy ireo.
فَجَعَلَهُمْ كَعَصْفٍ مَّأْكُولٍ ٥
📖 Fandikana
Andininy 5
Ka nanao azy ireo ho toy ny ravi-mololo voatsakotsako.
Vakio Surah Al-Fil Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers

