Quraishy · 3/4
Fandikana Fanononana — Surah Quraishy
فَلْيَعْبُدُوا رَبَّ هَٰذَا الْبَيْتِ ۝٣
Fal y`abudu rabba haazal-bait
📖 Dikany Malagasy
Dia aoka hanompo ny Tompon'ity trano masina ity izy ireo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-4 — Surah Quraishy

1لِإِيلَافِ قُرَيْشٍ
Nohon'ny amin'ny fifanarahan'ireo koraisy.
2إِيلَافِهِمْ رِحْلَةَ الشِّتَاءِ وَالصَّيْفِ
Ilay fifanarahan'izy ireo amin'ny fandehanana mandritra ny ririnina sy amin'ny fahavaratra.
3فَلْيَعْبُدُوا رَبَّ هَٰذَا الْبَيْتِ
Dia aoka hanompo ny Tompon'ity trano masina ity izy ireo.
4الَّذِي أَطْعَمَهُم مِّن جُوعٍ وَآمَنَهُم مِّنْ خَوْفٍ
Dia Ilay nampisakafo azy ireo tamin'ny hanoanana ary nanome fandriam-pahalemana azy ireo tao anatin'ny tahotra.
QuraishyFizahan-takila Koraña
4Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Quraishy 3

Surah Quraishy Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia aoka hanompo ny Tompon'ity trano masina ity izy ireo.

Surah Andininy 3/4 — Surah Quraishy قريش (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Quraishy Henoy, Surah Quraishy Fandikana, Surah Quraishy mp3, Surah Quraishy pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers