Surah Al-Ma'un amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah Al-Ma'un miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (7 Andininy — مكية). Al-Ma'un Henoy, Al-Ma'un Fandikana, Al-Ma'un mp3, Al-Ma'un pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah Al-Ma'un

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
—
x1
bismillah
أَرَأَيْتَ الَّذِي يُكَذِّبُ بِالدِّينِ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Moa hitanao va ny olona mampandainga ny Andro farany ?
فَذَٰلِكَ الَّذِي يَدُعُّ الْيَتِيمَ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Izany dia ireo izay manosi-bohon-tanana ny kamboty.
وَلَا يَحُضُّ عَلَىٰ طَعَامِ الْمِسْكِينِ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Ary tsy mampirisika mihitsy amin'ny fampihinanana ny mahantra.
فَوَيْلٌ لِّلْمُصَلِّينَ ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
Koa loza ho an'ireo mpivavaka.
الَّذِينَ هُمْ عَن صَلَاتِهِمْ سَاهُونَ ۝٥
📖 Fandikana Andininy 5
Izay manao an-tsirambina ny fivavahan'izy ireo.
الَّذِينَ هُمْ يُرَاءُونَ ۝٦
📖 Fandikana Andininy 6
Sy ireo feno fisehosehoana.
وَيَمْنَعُونَ الْمَاعُونَ ۝٧
📖 Fandikana Andininy 7
ary manakana ny fanampiana (ho an’izay mila izany)
← 106 Al-Ma'un (107/114) 108 →
Vakio Surah Al-Ma'un Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

107الماعون Al-Ma'un 📚 7 Andininy مكية



Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers