Quraishy · 2/4
Fandikana Fanononana — Surah Quraishy
إِيلَافِهِمْ رِحْلَةَ الشِّتَاءِ وَالصَّيْفِ ۝٢
Elaafihim rihlatash shitaa-i wass saif
📖 Dikany Malagasy
Ilay fifanarahan'izy ireo amin'ny fandehanana mandritra ny ririnina sy amin'ny fahavaratra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Quraishy

1لِإِيلَافِ قُرَيْشٍ
Nohon'ny amin'ny fifanarahan'ireo koraisy.
2إِيلَافِهِمْ رِحْلَةَ الشِّتَاءِ وَالصَّيْفِ
Ilay fifanarahan'izy ireo amin'ny fandehanana mandritra ny ririnina sy amin'ny fahavaratra.
3فَلْيَعْبُدُوا رَبَّ هَٰذَا الْبَيْتِ
Dia aoka hanompo ny Tompon'ity trano masina ity izy ireo.
4الَّذِي أَطْعَمَهُم مِّن جُوعٍ وَآمَنَهُم مِّنْ خَوْفٍ
Dia Ilay nampisakafo azy ireo tamin'ny hanoanana ary nanome fandriam-pahalemana azy ireo tao anatin'ny tahotra.
QuraishyFizahan-takila Koraña
4Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Quraishy 2

Surah Quraishy Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ilay fifanarahan'izy ireo amin'ny fandehanana mandritra ny ririnina sy amin'ny…

Surah Andininy 2/4 — Surah Quraishy قريش (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Quraishy Henoy, Surah Quraishy Fandikana, Surah Quraishy mp3, Surah Quraishy pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers