Surah An-Nasr amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah An-Nasr miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (3 Andininy — مدنية). An-Nasr Henoy, An-Nasr Fandikana, An-Nasr mp3, An-Nasr pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah An-Nasr

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
—
x1
bismillah
إِذَا جَاءَ نَصْرُ اللَّهِ وَالْفَتْحُ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Rehefa tonga ny famonjen'I Allah sy ny fandresena.
وَرَأَيْتَ النَّاسَ يَدْخُلُونَ فِي دِينِ اللَّهِ أَفْوَاجًا ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Ary hahita andian'olona maro hanaraka ny finoan'I Allah ianao.
فَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ وَاسْتَغْفِرْهُ ۚ إِنَّهُ كَانَ تَوَّابًا ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Dia hankalazao ny voninahitry ny Tomponao ary mibebaha Aminy, fa Izy no ilay feno famelan-keloka.
← 109 An-Nasr (110/114) 111 →
Vakio Surah An-Nasr Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

110النصر An-Nasr 📚 3 Andininy مدنية



Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers