3 Andininy · Medinan · Malagasy
bismillah
ﭱﭲﭳﭴﭵﭶ
110:1 Rehefa tonga ny famonjen'I Allah sy ny fandresena.
ﭷﭸﭹﭺﭻﭼﭽﭾ
110:2 Ary hahita andian'olona maro hanaraka ny finoan'I Allah ianao.
ﭿﮀﮁﮂﮃﮄﮅﮆﮇ
110:3 Dia hankalazao ny voninahitry ny Tomponao ary mibebaha Aminy, fa Izy no ilay feno famelan-keloka.

Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers