An-Nasr · 1/3
Fandikana Fanononana — Surah An-Nasr
إِذَا جَاءَ نَصْرُ اللَّهِ وَالْفَتْحُ ۝١
Iza jaa-a nas rullahi walfath
📖 Dikany Malagasy
Rehefa tonga ny famonjen'I Allah sy ny fandresena.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah An-Nasr

1إِذَا جَاءَ نَصْرُ اللَّهِ وَالْفَتْحُ
Rehefa tonga ny famonjen'I Allah sy ny fandresena.
2وَرَأَيْتَ النَّاسَ يَدْخُلُونَ فِي دِينِ اللَّهِ أَفْوَاجًا
Ary hahita andian'olona maro hanaraka ny finoan'I Allah ianao.
3فَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ وَاسْتَغْفِرْهُ ۚ إِنَّهُ كَانَ تَوَّابًا
Dia hankalazao ny voninahitry ny Tomponao ary mibebaha Aminy, fa Izy no ilay feno famelan-keloka.
An-NasrFizahan-takila Koraña
3Andininy
MedinanRevelation
1Andininy

Fandikana — An-Nasr 1

Surah An-Nasr Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa tonga ny famonjen'I Allah sy ny fandresena.

Surah Andininy 1/3 — Surah An-Nasr النصر (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nasr Henoy, Surah An-Nasr Fandikana, Surah An-Nasr mp3, Surah An-Nasr pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers