An-Nasr · 2/3
Fandikana Fanononana — Surah An-Nasr
وَرَأَيْتَ النَّاسَ يَدْخُلُونَ فِي دِينِ اللَّهِ أَفْوَاجًا ۝٢
Wa ra-aitan naasa yadkhuloona fee deenil laahi afwajah
📖 Dikany Malagasy
Ary hahita andian'olona maro hanaraka ny finoan'I Allah ianao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah An-Nasr

1إِذَا جَاءَ نَصْرُ اللَّهِ وَالْفَتْحُ
Rehefa tonga ny famonjen'I Allah sy ny fandresena.
2وَرَأَيْتَ النَّاسَ يَدْخُلُونَ فِي دِينِ اللَّهِ أَفْوَاجًا
Ary hahita andian'olona maro hanaraka ny finoan'I Allah ianao.
3فَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ وَاسْتَغْفِرْهُ ۚ إِنَّهُ كَانَ تَوَّابًا
Dia hankalazao ny voninahitry ny Tomponao ary mibebaha Aminy, fa Izy no ilay feno famelan-keloka.
An-NasrFizahan-takila Koraña
3Andininy
MedinanRevelation
2Andininy

Fandikana — An-Nasr 2

Surah An-Nasr Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hahita andian'olona maro hanaraka ny finoan'I Allah ianao.

Surah Andininy 2/3 — Surah An-Nasr النصر (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nasr Henoy, Surah An-Nasr Fandikana, Surah An-Nasr mp3, Surah An-Nasr pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers