An-Nasr · 3/3
Fandikana Fanononana — Surah An-Nasr
فَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ وَاسْتَغْفِرْهُ ۚ إِنَّهُ كَانَ تَوَّابًا ۝٣
Fa sab bih bihamdi rabbika was taghfir, innahu kaana tawwaaba
📖 Dikany Malagasy
Dia hankalazao ny voninahitry ny Tomponao ary mibebaha Aminy, fa Izy no ilay feno famelan-keloka.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah An-Nasr

1إِذَا جَاءَ نَصْرُ اللَّهِ وَالْفَتْحُ
Rehefa tonga ny famonjen'I Allah sy ny fandresena.
2وَرَأَيْتَ النَّاسَ يَدْخُلُونَ فِي دِينِ اللَّهِ أَفْوَاجًا
Ary hahita andian'olona maro hanaraka ny finoan'I Allah ianao.
3فَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ وَاسْتَغْفِرْهُ ۚ إِنَّهُ كَانَ تَوَّابًا
Dia hankalazao ny voninahitry ny Tomponao ary mibebaha Aminy, fa Izy no ilay feno famelan-keloka.
An-NasrFizahan-takila Koraña
3Andininy
MedinanRevelation
3Andininy

Fandikana — An-Nasr 3

Surah An-Nasr Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia hankalazao ny voninahitry ny Tomponao ary mibebaha Aminy, fa…

Surah Andininy 3/3 — Surah An-Nasr النصر (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nasr Henoy, Surah An-Nasr Fandikana, Surah An-Nasr mp3, Surah An-Nasr pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers