Surah Al-Masad amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah Al-Masad miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (5 Andininy — مكية). Al-Masad Henoy, Al-Masad Fandikana, Al-Masad mp3, Al-Masad pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah Al-Masad

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
—
x1
bismillah
تَبَّتْ يَدَا أَبِي لَهَبٍ وَتَبَّ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Aoka ho levona ireo tànana roan’i Abo Lahab, ary ho levona koa ny tenany.
مَا أَغْنَىٰ عَنْهُ مَالُهُ وَمَا كَسَبَ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Tsy nahavita na inona na inona taminy ny hareny sy izay nangoniny.
سَيَصْلَىٰ نَارًا ذَاتَ لَهَبٍ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Ka hodorana ao anaty afo miredareda izy.
وَامْرَأَتُهُ حَمَّالَةَ الْحَطَبِ ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
Toy izany koa ny vadiny izay mitondra hazon-kitay feno tsilo,
فِي جِيدِهَا حَبْلٌ مِّن مَّسَدٍ ۝٥
📖 Fandikana Andininy 5
ho eny am-bozony ny tady mafy vita amin'ny kofehy madinika.
← 110 Al-Masad (111/114) 112 →
Vakio Surah Al-Masad Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

111المسد Al-Masad 📚 5 Andininy مكية



Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers