Surah Al-Kawthar amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah Al-Kawthar miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (3 Andininy — مكية). Al-Kawthar Henoy, Al-Kawthar Fandikana, Al-Kawthar mp3, Al-Kawthar pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah Al-Kawthar

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
—
x1
bismillah
إِنَّا أَعْطَيْنَاكَ الْكَوْثَرَ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Tena marina tokoa fa nomeko anao ny fahasoavana sesehena.
فَصَلِّ لِرَبِّكَ وَانْحَرْ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Koa mivavaha amin'ny Tomponao ary manolora sorona ho Azy.
إِنَّ شَانِئَكَ هُوَ الْأَبْتَرُ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Fa izay mankahala anao, dia izy no ho lany tamingana tsy hanan-taranaka .
← 107 Al-Kawthar (108/114) 109 →
Vakio Surah Al-Kawthar Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

108الكوثر Al-Kawthar 📚 3 Andininy مكية



Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers