3 Andininy · Meccan · Malagasy
bismillah
ﮆﮇﮈﮉ
108:1 Tena marina tokoa fa nomeko anao ny fahasoavana sesehena.
ﮊﮋﮌﮍ
108:2 Koa mivavaha amin'ny Tomponao ary manolora sorona ho Azy.
ﮎﮏﮐﮑﮒ
108:3 Fa izay mankahala anao, dia izy no ho lany tamingana tsy hanan-taranaka .

Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers