Al-Kawthar · 2/3
Fandikana Fanononana — Surah Al-Kawthar
فَصَلِّ لِرَبِّكَ وَانْحَرْ ۝٢
Fa salli li rabbika wanhar
📖 Dikany Malagasy
Koa mivavaha amin'ny Tomponao ary manolora sorona ho Azy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Al-Kawthar

1إِنَّا أَعْطَيْنَاكَ الْكَوْثَرَ
Tena marina tokoa fa nomeko anao ny fahasoavana sesehena.
2فَصَلِّ لِرَبِّكَ وَانْحَرْ
Koa mivavaha amin'ny Tomponao ary manolora sorona ho Azy.
3إِنَّ شَانِئَكَ هُوَ الْأَبْتَرُ
Fa izay mankahala anao, dia izy no ho lany tamingana tsy hanan-taranaka .
Al-KawtharFizahan-takila Koraña
3Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Kawthar 2

Surah Al-Kawthar Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa mivavaha amin'ny Tomponao ary manolora sorona ho Azy.

Surah Andininy 2/3 — Surah Al-Kawthar الكوثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Kawthar Henoy, Surah Al-Kawthar Fandikana, Surah Al-Kawthar mp3, Surah Al-Kawthar pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers