Al-Qadr · 1/5
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qadr
إِنَّا أَنزَلْنَاهُ فِي لَيْلَةِ الْقَدْرِ ۝١
Innaa anzalnaahu fee lailatil qadr
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa nampidiniko tamin'ny alin'ny lahatra tokoa ny Kor'any.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Al-Qadr

1إِنَّا أَنزَلْنَاهُ فِي لَيْلَةِ الْقَدْرِ
Tena marina fa nampidiniko tamin'ny alin'ny lahatra tokoa ny Kor'any.
2وَمَا أَدْرَاكَ مَا لَيْلَةُ الْقَدْرِ
Moa fantatrao va inona izany alin'ny lahatra izany ?
3لَيْلَةُ الْقَدْرِ خَيْرٌ مِّنْ أَلْفِ شَهْرٍ
Ny alin'ny lahatra dia tsara lavitra mihoatra ny arivo volana.
Al-QadrFizahan-takila Koraña
5Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-Qadr 1

Surah Al-Qadr Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa nampidiniko tamin'ny alin'ny lahatra tokoa ny Kor'any.

Surah Andininy 1/5 — Surah Al-Qadr القدر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qadr Henoy, Surah Al-Qadr Fandikana, Surah Al-Qadr mp3, Surah Al-Qadr pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers