Al-Qadr · 2/5
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qadr
وَمَا أَدْرَاكَ مَا لَيْلَةُ الْقَدْرِ ۝٢
Wa maa adraaka ma lailatul qadr
📖 Dikany Malagasy
Moa fantatrao va inona izany alin'ny lahatra izany ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-4 — Surah Al-Qadr

1إِنَّا أَنزَلْنَاهُ فِي لَيْلَةِ الْقَدْرِ
Tena marina fa nampidiniko tamin'ny alin'ny lahatra tokoa ny Kor'any.
2وَمَا أَدْرَاكَ مَا لَيْلَةُ الْقَدْرِ
Moa fantatrao va inona izany alin'ny lahatra izany ?
3لَيْلَةُ الْقَدْرِ خَيْرٌ مِّنْ أَلْفِ شَهْرٍ
Ny alin'ny lahatra dia tsara lavitra mihoatra ny arivo volana.
4تَنَزَّلُ الْمَلَائِكَةُ وَالرُّوحُ فِيهَا بِإِذْنِ رَبِّهِم مِّن كُلِّ أَمْرٍ
Alina izay hidinan'ireo anjely sy ny fanahy nohon'ny alàlana avy amin'ny Tompon'izy ireo ho fanatanterahana ny baiko rehetra.
Al-QadrFizahan-takila Koraña
5Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Qadr 2

Surah Al-Qadr Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa fantatrao va inona izany alin'ny lahatra izany ?

Surah Andininy 2/5 — Surah Al-Qadr القدر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qadr Henoy, Surah Al-Qadr Fandikana, Surah Al-Qadr mp3, Surah Al-Qadr pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers