Surah Al-'Alaq amin'ny teny Arabo sy Malagasy
Vakio ny Surah Al-'Alaq miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (19 Andininy — مكية). Al-'Alaq Henoy, Al-'Alaq Fandikana, Al-'Alaq mp3, Al-'Alaq pdf.Vakio sy Henoy ny Surah Al-'Alaq
🎧 Andininy
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
—
x1
اقْرَأْ بِاسْمِ رَبِّكَ الَّذِي خَلَقَ ١
📖 Fandikana
Andininy 1
Vakio amin'ny anaran'ny Tomponao ilay Nahary.
عَلَّمَ الْإِنسَانَ مَا لَمْ يَعْلَمْ ٥
📖 Fandikana
Andininy 5
Nampianatra ny olombelona ireo zavatra tsy fantany.
كَلَّا إِنَّ الْإِنسَانَ لَيَطْغَىٰ ٦
📖 Fandikana
Andininy 6
Tsia ! indrisy anefa fa mihoa-pefy tokoa ny olombelona.
إِنَّ إِلَىٰ رَبِّكَ الرُّجْعَىٰ ٨
📖 Fandikana
Andininy 8
kanefa any amin'ny Tomponao tokoa no hiverenana.
أَرَأَيْتَ إِن كَانَ عَلَى الْهُدَىٰ ١١
📖 Fandikana
Andininy 11
Moa fantatrao va raha toa ka ao anatin'ny fahitsiana izy.
أَوْ أَمَرَ بِالتَّقْوَىٰ ١٢
📖 Fandikana
Andininy 12
Na naniraka ho amin'ny fahatahorana an'I Allah.
أَرَأَيْتَ إِن كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ ١٣
📖 Fandikana
Andininy 13
Moa va hitanao raha tsy nino sy nandà izy?
أَلَمْ يَعْلَم بِأَنَّ اللَّهَ يَرَىٰ ١٤
📖 Fandikana
Andininy 14
Ary moa va tsy fantany fa mahita azy tokoa Allah ?
كَلَّا لَئِن لَّمْ يَنتَهِ لَنَسْفَعًا بِالنَّاصِيَةِ ١٥
📖 Fandikana
Andininy 15
Tsia ! Raha tsy mijanona amin'zany izy dia hosintoniko eo amin'ny sangany !
نَاصِيَةٍ كَاذِبَةٍ خَاطِئَةٍ ١٦
📖 Fandikana
Andininy 16
Dia ilay sangan'ny mpandainga sy mpanota !
سَنَدْعُ الزَّبَانِيَةَ ١٨
📖 Fandikana
Andininy 18
Fa ho antsoiko ihany koa ireo Anjely mpiambina ny Afobe.
كَلَّا لَا تُطِعْهُ وَاسْجُدْ وَاقْتَرِب ۩ ١٩
📖 Fandikana
Andininy 19
Tsia ! Aza mankàto azy ireo ianao fa miankohofa ary manatona Tompo Allah.
Vakio Surah Al-'Alaq Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers

