3 Andininy · Meccan · Malagasy
bismillah
ﭑﭒ
103:1 Mianiana Aho amin'ny fotoana.
ﭓﭔﭕﭖﭗ
103:2 Fa tena marina, ny olombelona dia ao anatin'ny fahaverezana.
ﭘﭙﭚﭛﭜﭝﭞﭟﭠﭡ
103:3 Afa-tsy ireo izay nino sy nanao ny asa soa ary nifanananatra ny amin'ny fahamariana, sy nifananatra ihany koa tamim-paharetana.

Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers