Surah Al-Humazah amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah Al-Humazah miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (9 Andininy — مكية). Al-Humazah Henoy, Al-Humazah Fandikana, Al-Humazah mp3, Al-Humazah pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah Al-Humazah

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
—
x1
bismillah
وَيْلٌ لِّكُلِّ هُمَزَةٍ لُّمَزَةٍ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Loza ho an'izay mpanendrikendrika sy mpifosa !
الَّذِي جَمَعَ مَالًا وَعَدَّدَهُ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Izay nanangona harena sy nanisa izany.
يَحْسَبُ أَنَّ مَالَهُ أَخْلَدَهُ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Mihevitra izy fa ny harena dia hampaharitra azy mandrakizay.
كَلَّا ۖ لَيُنبَذَنَّ فِي الْحُطَمَةِ ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
Tsia ! Tsy maintsy hatsipiko ao anaty Afo izy.
وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْحُطَمَةُ ۝٥
📖 Fandikana Andininy 5
Moa fantatrao va izany Afo izany ?
نَارُ اللَّهِ الْمُوقَدَةُ ۝٦
📖 Fandikana Andininy 6
Izany dia Afon'I Allah miredareda !
الَّتِي تَطَّلِعُ عَلَى الْأَفْئِدَةِ ۝٧
📖 Fandikana Andininy 7
izay miantefa hatrany am-po.
إِنَّهَا عَلَيْهِم مُّؤْصَدَةٌ ۝٨
📖 Fandikana Andininy 8
Ka hanepotra azy ireo.
فِي عَمَدٍ مُّمَدَّدَةٍ ۝٩
📖 Fandikana Andininy 9
Ao anaty fefy mijoalajoala no sady mivelatra.
← 103 Al-Humazah (104/114) 105 →
Vakio Surah Al-Humazah Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

104الهمزة Al-Humazah 📚 9 Andininy مكية



Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers