6 Andininy · Meccan · Malagasy
bismillah
ﮀﮁﮂﮃﮄ
114:1 Lazao hoe : "mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny olombelona aho.
ﮅﮆﮇ
114:2 Ilay mpanjakan'ny olombelona.
ﮈﮉﮊ
114:3 Andriamanitry ny olombelona.
ﮋﮌﮍﮎﮏ
114:4 manoloana ny ratsy ataon’ny mpibitsibitsika miafina
ﮐﮑﮒﮓﮔﮕ
114:5 izay maka fanahy ny fon’olombelona,
ﮖﮗﮘﮙ
114:6 Na avy amin'ny jiny (Angatra / Matoatoa) izany na avy amin'ny olombelona izy ireny."

Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers