Surah Al-Qiyamah amin'ny teny Arabo sy Malagasy
Vakio ny Surah Al-Qiyamah miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (40 Andininy — مكية). Al-Qiyamah Henoy, Al-Qiyamah Fandikana, Al-Qiyamah mp3, Al-Qiyamah pdf.Vakio sy Henoy ny Surah Al-Qiyamah
🎧 Andininy
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
—
x1
لَا أُقْسِمُ بِيَوْمِ الْقِيَامَةِ ١
📖 Fandikana
Andininy 1
Tsia ! Mianiana amin'ny andro fitsanganana amin'ny maty Aho.
وَلَا أُقْسِمُ بِالنَّفْسِ اللَّوَّامَةِ ٢
📖 Fandikana
Andininy 2
Ary tsy mianiana amin'ny fanahy izay fatra-panome tsiny aho.
أَيَحْسَبُ الْإِنسَانُ أَلَّن نَّجْمَعَ عِظَامَهُ ٣
📖 Fandikana
Andininy 3
Mihevitra va ny olombelona fa tsy hatambatray ny taolany ?
بَلَىٰ قَادِرِينَ عَلَىٰ أَن نُّسَوِّيَ بَنَانَهُ ٤
📖 Fandikana
Andininy 4
Eny! Afaka mamerina ny lohan-drantsa-tanany amin'ny toerany Izahay.
بَلْ يُرِيدُ الْإِنسَانُ لِيَفْجُرَ أَمَامَهُ ٥
📖 Fandikana
Andininy 5
Mila hanohy ny fiainany malalaka ny olombelona.
يَسْأَلُ أَيَّانَ يَوْمُ الْقِيَامَةِ ٦
📖 Fandikana
Andininy 6
Manontany izy hoe : "Rahoviana ny andro farany?"
يَقُولُ الْإِنسَانُ يَوْمَئِذٍ أَيْنَ الْمَفَرُّ ١٠
📖 Fandikana
Andininy 10
Hiteny ny olombelona amin'io andro io hoe : "Aiza no handosirana ?"
إِلَىٰ رَبِّكَ يَوْمَئِذٍ الْمُسْتَقَرُّ ١٢
📖 Fandikana
Andininy 12
Any amin'ny Tomponao no hiverenana amin'io andro io.
يُنَبَّأُ الْإِنسَانُ يَوْمَئِذٍ بِمَا قَدَّمَ وَأَخَّرَ ١٣
📖 Fandikana
Andininy 13
Ho lazaina amin'ny olombelona amin'io andro io, izay asa nataony taloha sy taty aoriana.
بَلِ الْإِنسَانُ عَلَىٰ نَفْسِهِ بَصِيرَةٌ ١٤
📖 Fandikana
Andininy 14
Saingy ho vavolombelon'ny tenany ihany ny olombelona.
لَا تُحَرِّكْ بِهِ لِسَانَكَ لِتَعْجَلَ بِهِ ١٦
📖 Fandikana
Andininy 16
Aza ahetsikao ny lelanao mba hanafaingananao ny famakiana azy.
إِنَّ عَلَيْنَا جَمْعَهُ وَقُرْآنَهُ ١٧
📖 Fandikana
Andininy 17
Anjaranay ny fanangonana azy sy ny famakiana azy.
فَإِذَا قَرَأْنَاهُ فَاتَّبِعْ قُرْآنَهُ ١٨
📖 Fandikana
Andininy 18
koa rehefa mamaky azy àry Izahay, dia araho tsara ny vakiteny.
ثُمَّ إِنَّ عَلَيْنَا بَيَانَهُ ١٩
📖 Fandikana
Andininy 19
Fa andraikitray avy eo, ny manazava azy.
كَلَّا بَلْ تُحِبُّونَ الْعَاجِلَةَ ٢٠
📖 Fandikana
Andininy 20
saingy tianareo kokoa ny fiainana mandalo,
وُجُوهٌ يَوْمَئِذٍ نَّاضِرَةٌ ٢٢
📖 Fandikana
Andininy 22
Amin'izany andro izany, dia hisy endrika miramirana,
كَلَّا إِذَا بَلَغَتِ التَّرَاقِيَ ٢٦
📖 Fandikana
Andininy 26
Tsia ! rehefa tonga eo amin'ny taolam-panavy ny aina,
إِلَىٰ رَبِّكَ يَوْمَئِذٍ الْمَسَاقُ ٣٠
📖 Fandikana
Andininy 30
Any amin'ny Tomponao no hitondrana anao amin'io andro io.
فَلَا صَدَّقَ وَلَا صَلَّىٰ ٣١
📖 Fandikana
Andininy 31
Saingy tsy nino izy ireo, no sady tsy nanao ny vavaka fanompoana ;
وَلَٰكِن كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ ٣٢
📖 Fandikana
Andininy 32
Fa niampanga izany ho lainga izy, sady nitodi-damosina,
ثُمَّ ذَهَبَ إِلَىٰ أَهْلِهِ يَتَمَطَّىٰ ٣٣
📖 Fandikana
Andininy 33
Avy eo, dia lasa any amin'ny fianakiviany izy, nandeha amim-piavonavonana.
أَيَحْسَبُ الْإِنسَانُ أَن يُتْرَكَ سُدًى ٣٦
📖 Fandikana
Andininy 36
Mihevitra va ny olombelona fa ho avela amin'izao, tsy manana adidy iandraiketana ?
أَلَمْ يَكُ نُطْفَةً مِّن مَّنِيٍّ يُمْنَىٰ ٣٧
📖 Fandikana
Andininy 37
Tsy avy amin'ny tsiron'aina indray mitete va izy ireo ?
ثُمَّ كَانَ عَلَقَةً فَخَلَقَ فَسَوَّىٰ ٣٨
📖 Fandikana
Andininy 38
Avy eo, dia vaingan-drà, ary nohariany sy namboariny tsara ;
فَجَعَلَ مِنْهُ الزَّوْجَيْنِ الذَّكَرَ وَالْأُنثَىٰ ٣٩
📖 Fandikana
Andininy 39
Ka nataony avy amin'izany ny mpivady, lahy sy vavy.
أَلَيْسَ ذَٰلِكَ بِقَادِرٍ عَلَىٰ أَن يُحْيِيَ الْمَوْتَىٰ ٤٠
📖 Fandikana
Andininy 40
Moa va tsy afaka hamelona indray ny efa maty Izy ?
Vakio Surah Al-Qiyamah Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers

