Al-Qiyamah · 31/40
Fandikana Fanononana — Al-Qiyamah
فَلَا صَدَّقَ وَلَا صَلَّىٰ  ۝٣١
Falaa saddaqa wa laa sallaa
📖 Dikany Malagasy
Saingy tsy nino izy ireo, no sady tsy nanao ny vavaka fanompoana ;
🎧 Henoy

📜 Andininy 29-33 — Al-Qiyamah

29وَٱلۡتَفَّتِ ٱلسَّاقُ بِٱلسَّاقِ 
ka hifamatotra ny ranjo,
30إِلَىٰ رَبِّكَ يَوۡمَئِذٍ ٱلۡمَسَاقُ 
Any amin'ny Tomponao no hitondrana anao amin'io andro io.
31فَلَا صَدَّقَ وَلَا صَلَّىٰ 
Saingy tsy nino izy ireo, no sady tsy nanao ny vavaka fanompoana ;
32وَلَٰكِن كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ 
Fa niampanga izany ho lainga izy, sady nitodi-damosina,
33ثُمَّ ذَهَبَ إِلَىٰٓ أَهۡلِهِۦ يَتَمَطَّىٰٓ 
Avy eo, dia lasa any amin'ny fianakiviany izy, nandeha amim-piavonavonana.
Al-QiyamahFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
31Andininy

Fandikana — Al-Qiyamah 31

Surah Andininy 31/40 — Al-Qiyamah القيامة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qiyamah Henoy, Al-Qiyamah Fandikana, Al-Qiyamah mp3, Al-Qiyamah pdf. Andininy 29–33. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers