Al-Qiyamah · 33/40
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qiyamah
ثُمَّ ذَهَبَ إِلَىٰ أَهْلِهِ يَتَمَطَّىٰ ۝٣٣
Summa zahaba ilaaa ahlihee yatamatta
📖 Dikany Malagasy
Avy eo, dia lasa any amin'ny fianakiviany izy, nandeha amim-piavonavonana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 31-35 — Surah Al-Qiyamah

31فَلَا صَدَّقَ وَلَا صَلَّىٰ
Saingy tsy nino izy ireo, no sady tsy nanao ny vavaka fanompoana ;
32وَلَٰكِن كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ
Fa niampanga izany ho lainga izy, sady nitodi-damosina,
33ثُمَّ ذَهَبَ إِلَىٰ أَهْلِهِ يَتَمَطَّىٰ
Avy eo, dia lasa any amin'ny fianakiviany izy, nandeha amim-piavonavonana.
34أَوْلَىٰ لَكَ فَأَوْلَىٰ
Loza ho anao, loza tokoa !
35ثُمَّ أَوْلَىٰ لَكَ فَأَوْلَىٰ
Eny ! Loza ho anao, loza tokoa !
Al-QiyamahFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
33Andininy

Fandikana — Al-Qiyamah 33

Surah Al-Qiyamah Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo, dia lasa any amin'ny fianakiviany izy, nandeha amim-piavonavonana.

Surah Andininy 33/40 — Surah Al-Qiyamah القيامة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qiyamah Henoy, Surah Al-Qiyamah Fandikana, Surah Al-Qiyamah mp3, Surah Al-Qiyamah pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers