Al-Qiyamah · 6/40
Fandikana Fanononana — Al-Qiyamah
يَسْأَلُ أَيَّانَ يَوْمُ الْقِيَامَةِ ۝٦
Yas`alu ayyyaana yawmul qiyaamah
📖 Dikany Malagasy
Manontany izy hoe : "Rahoviana ny andro farany?"
🎧 Henoy

📜 Andininy 4-8 — Al-Qiyamah

4بَلَىٰ قَادِرِينَ عَلَىٰ أَن نُّسَوِّيَ بَنَانَهُ
Eny! Afaka mamerina ny lohan-drantsa-tanany amin'ny toerany Izahay.
5بَلْ يُرِيدُ الْإِنسَانُ لِيَفْجُرَ أَمَامَهُ
Mila hanohy ny fiainany malalaka ny olombelona.
6يَسْأَلُ أَيَّانَ يَوْمُ الْقِيَامَةِ
Manontany izy hoe : "Rahoviana ny andro farany?"
7فَإِذَا بَرِقَ الْبَصَرُ
Rehefa ho jamban'ny hazavana ny fijery.
8وَخَسَفَ الْقَمَرُ
Ary ho takona ny volana.
Al-QiyamahFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Qiyamah 6

Surah Al-Qiyamah Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Manontany izy hoe : "Rahoviana ny andro farany?"

Surah Andininy 6/40 — Al-Qiyamah القيامة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qiyamah Henoy, Al-Qiyamah Fandikana, Al-Qiyamah mp3, Al-Qiyamah pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers