Al-Qiyamah · 16/40
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qiyamah
لَا تُحَرِّكْ بِهِ لِسَانَكَ لِتَعْجَلَ بِهِ ۝١٦
Laa tuharrik bihee lisaa naka lita`jala bih
📖 Dikany Malagasy
Aza ahetsikao ny lelanao mba hanafaingananao ny famakiana azy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 14-18 — Surah Al-Qiyamah

14بَلِ الْإِنسَانُ عَلَىٰ نَفْسِهِ بَصِيرَةٌ
Saingy ho vavolombelon'ny tenany ihany ny olombelona.
15وَلَوْ أَلْقَىٰ مَعَاذِيرَهُ
Ary hitondra fialan-tsiny.
16لَا تُحَرِّكْ بِهِ لِسَانَكَ لِتَعْجَلَ بِهِ
Aza ahetsikao ny lelanao mba hanafaingananao ny famakiana azy.
17إِنَّ عَلَيْنَا جَمْعَهُ وَقُرْآنَهُ
Anjaranay ny fanangonana azy sy ny famakiana azy.
18فَإِذَا قَرَأْنَاهُ فَاتَّبِعْ قُرْآنَهُ
koa rehefa mamaky azy àry Izahay, dia araho tsara ny vakiteny.
Al-QiyamahFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-Qiyamah 16

Surah Al-Qiyamah Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Aza ahetsikao ny lelanao mba hanafaingananao ny famakiana azy.

Surah Andininy 16/40 — Surah Al-Qiyamah القيامة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qiyamah Henoy, Surah Al-Qiyamah Fandikana, Surah Al-Qiyamah mp3, Surah Al-Qiyamah pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers