Al-Qiyamah · 27/40
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qiyamah
وَقِيلَ مَنْ ۜ رَاقٍ ۝٢٧
Wa qeela man raaq
📖 Dikany Malagasy
Ka hiteny hoe : "Iza no mpamoaka devoly ?"

🎧 Henoy


📜 Andininy 25-29 — Surah Al-Qiyamah

25تَظُنُّ أَن يُفْعَلَ بِهَا فَاقِرَةٌ
Eo am-piandrasana ny loza hihatra.
26كَلَّا إِذَا بَلَغَتِ التَّرَاقِيَ
Tsia ! rehefa tonga eo amin'ny taolam-panavy ny aina,
27وَقِيلَ مَنْ ۜ رَاقٍ
Ka hiteny hoe : "Iza no mpamoaka devoly ?"
28وَظَنَّ أَنَّهُ الْفِرَاقُ
Ary hiaiky izy fa tonga ny fisarahana.
29وَالْتَفَّتِ السَّاقُ بِالسَّاقِ
ka hifamatotra ny ranjo,
Al-QiyamahFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
27Andininy

Fandikana — Al-Qiyamah 27

Surah Al-Qiyamah Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka hiteny hoe : "Iza no mpamoaka devoly ?"

Surah Andininy 27/40 — Surah Al-Qiyamah القيامة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qiyamah Henoy, Surah Al-Qiyamah Fandikana, Surah Al-Qiyamah mp3, Surah Al-Qiyamah pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers