Al-Qiyamah · 36/40
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qiyamah
أَيَحْسَبُ الْإِنسَانُ أَن يُتْرَكَ سُدًى ۝٣٦
Ayahsabul insaanu anyytraka sudaa
📖 Dikany Malagasy
Mihevitra va ny olombelona fa ho avela amin'izao, tsy manana adidy iandraiketana ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 34-38 — Surah Al-Qiyamah

34أَوْلَىٰ لَكَ فَأَوْلَىٰ
Loza ho anao, loza tokoa !
35ثُمَّ أَوْلَىٰ لَكَ فَأَوْلَىٰ
Eny ! Loza ho anao, loza tokoa !
36أَيَحْسَبُ الْإِنسَانُ أَن يُتْرَكَ سُدًى
Mihevitra va ny olombelona fa ho avela amin'izao, tsy manana adidy iandraiketana ?
37أَلَمْ يَكُ نُطْفَةً مِّن مَّنِيٍّ يُمْنَىٰ
Tsy avy amin'ny tsiron'aina indray mitete va izy ireo ?
38ثُمَّ كَانَ عَلَقَةً فَخَلَقَ فَسَوَّىٰ
Avy eo, dia vaingan-drà, ary nohariany sy namboariny tsara ;
Al-QiyamahFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
36Andininy

Fandikana — Al-Qiyamah 36

Surah Al-Qiyamah Andininy 36 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mihevitra va ny olombelona fa ho avela amin'izao, tsy manana…

Surah Andininy 36/40 — Surah Al-Qiyamah القيامة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qiyamah Henoy, Surah Al-Qiyamah Fandikana, Surah Al-Qiyamah mp3, Surah Al-Qiyamah pdf. Andininy 34–38. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers