Al-Qiyamah · 3/40
Fandikana Fanononana — Al-Qiyamah
أَيَحْسَبُ الْإِنسَانُ أَلَّن نَّجْمَعَ عِظَامَهُ ۝٣
Ayahsabul insaanu al lan najm`a `izaamah
📖 Dikany Malagasy
Mihevitra va ny olombelona fa tsy hatambatray ny taolany ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-5 — Al-Qiyamah

1لَا أُقْسِمُ بِيَوْمِ الْقِيَامَةِ
Tsia ! Mianiana amin'ny andro fitsanganana amin'ny maty Aho.
2وَلَا أُقْسِمُ بِالنَّفْسِ اللَّوَّامَةِ
Ary tsy mianiana amin'ny fanahy izay fatra-panome tsiny aho.
3أَيَحْسَبُ الْإِنسَانُ أَلَّن نَّجْمَعَ عِظَامَهُ
Mihevitra va ny olombelona fa tsy hatambatray ny taolany ?
4بَلَىٰ قَادِرِينَ عَلَىٰ أَن نُّسَوِّيَ بَنَانَهُ
Eny! Afaka mamerina ny lohan-drantsa-tanany amin'ny toerany Izahay.
5بَلْ يُرِيدُ الْإِنسَانُ لِيَفْجُرَ أَمَامَهُ
Mila hanohy ny fiainany malalaka ny olombelona.
Al-QiyamahFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Qiyamah 3

Surah Al-Qiyamah Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mihevitra va ny olombelona fa tsy hatambatray ny taolany ?

Surah Andininy 3/40 — Al-Qiyamah القيامة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qiyamah Henoy, Al-Qiyamah Fandikana, Al-Qiyamah mp3, Al-Qiyamah pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers