Al-Fatihah · 3/7
Fandikana Fanononana — Surah Al-Fatihah
الرَّحْمَٰنِ الرَّحِيمِ ۝٣
Ar-Rahmaanir-Raheem
📖 Dikany Malagasy
ilay Be Indrafo, ilay Be Fiantrana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Al-Fatihah

1بِسْمِ اللَّهِ الرَّحْمَٰنِ الرَّحِيمِ
Amin'ny anaran'i Allah,ilay Be indrafo,ilay Be fiantrana.
2الْحَمْدُ لِلَّهِ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ny Dera sy ny Voninahitra rehetra dia ho an'Allah Ilay Tompon'izao tontolo izao.
3الرَّحْمَٰنِ الرَّحِيمِ
ilay Be Indrafo, ilay Be Fiantrana.
4مَالِكِ يَوْمِ الدِّينِ
Mpanjakan'ny andro fitsarana
5إِيَّاكَ نَعْبُدُ وَإِيَّاكَ نَسْتَعِينُ
Ianao irery ihany no tompoinay, ary Ianao irery ihany koa no angatahinay ny famonjena.
Al-FatihahFizahan-takila Koraña
7Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Fatihah 3

Surah Al-Fatihah Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ilay Be Indrafo, ilay Be Fiantrana.

Surah Andininy 3/7 — Surah Al-Fatihah الفاتحة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Fatihah Henoy, Surah Al-Fatihah Fandikana, Surah Al-Fatihah mp3, Surah Al-Fatihah pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers