PDF —
7 Andininy Meccan PDF
Built right in your browser — download starts automatically

Surah Al-Fatihah pdf — Alaino (Malagasy)

Surah Al-Fatihah pdf Malagasy — Alaino Surah Al-Fatihah Fandikana. Surah Al-Fatihah (Meccan) 7 Andininy.

Surah Al-Fatihah Al-Baqarah →


7 Andininy · Meccan · Malagasy
ﭑﭒﭓﭔﭕ
1:1 Amin'ny anaran'i Allah,ilay Be indrafo,ilay Be fiantrana.
ﭖﭗﭘﭙﭚ
1:2 Ny Dera sy ny Voninahitra rehetra dia ho an'Allah Ilay Tompon'izao tontolo izao.
ﭛﭜﭝ
1:3 ilay Be Indrafo, ilay Be Fiantrana.
ﭞﭟﭠﭡ
1:4 Mpanjakan'ny andro fitsarana
ﭢﭣﭤﭥﭦ
1:5 Ianao irery ihany no tompoinay, ary Ianao irery ihany koa no angatahinay ny famonjena.
ﭧﭨﭩﭪ
1:6 Tariho mandrakariva amin'ny làlana mahitsy izahay.
ﭫﭬﭭﭮﭯﭰﭱﭲﭳﭴ
1:7 Dia làlan'ireo nomenao fahasoavana; fa tsy ny an'ireo izay niharan'ny fahatezerana na ireo very làlana.

Koraña Masina


Wednesday, September 9, 2026

Don't forget us in your sincere prayers