6 Andininy · Meccan · Malagasy
bismillah
ﭑﭒﭓﭔ
109:1 Lazao hoe : "O ! Ianareo tsy mpino,"
ﭕﭖﭗﭘﭙ
109:2 Izaho dia tsy manompo izay tompoinareo.
ﭚﭛﭜﭝﭞﭟ
109:3 Ary ianareo koa dia tsy manompo izay tompoiko.
ﭠﭡﭢﭣﭤﭥ
109:4 Eny ! tsy hanompo izay tompoinareo aho na oviana na oviana !
ﭦﭧﭨﭩﭪﭫ
109:5 Ary ianareo koa dia tsy hanompo izay tompoiko.
ﭬﭭﭮﭯﭰ
109:6 Ho anareo ny fivavahanareo, ary ho ahy kosa ny fivavahako !

Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers