5 Andininy · Meccan · Malagasy
bismillah
ﮍﮎﮏﮐﮑﮒﮓﮔ
105:1 Moa tsy fantatrao va nanao ahoana no nanaovan'ny Tomponareo ireo olon'ny elefanta ?
ﮕﮖﮗﮘﮙﮚ
105:2 Moa va tsy nataony nanjavona ny teti-dratsin'izy ireo ?
ﮛﮜﮝﮞﮟ
105:3 Ka nandefasany andiam-borona maro mifanesy izy ireo,
ﮠﮡﮢﮣﮤ
105:4 Izay nitoraka tanimanga avy amin'ny Afobe azy ireo.
ﮥﮦﮧﮨ
105:5 Ka nanao azy ireo ho toy ny ravi-mololo voatsakotsako.

Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers