Al-Fil · 4/5
Fandikana Fanononana — Al-Fil
تَرْمِيهِم بِحِجَارَةٍ مِّن سِجِّيلٍ ۝٤
Tar meehim bi hi jaaratim min sij jeel
📖 Dikany Malagasy
Izay nitoraka tanimanga avy amin'ny Afobe azy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 2-5 — Al-Fil

2أَلَمْ يَجْعَلْ كَيْدَهُمْ فِي تَضْلِيلٍ
Moa va tsy nataony nanjavona ny teti-dratsin'izy ireo ?
3وَأَرْسَلَ عَلَيْهِمْ طَيْرًا أَبَابِيلَ
Ka nandefasany andiam-borona maro mifanesy izy ireo,
4تَرْمِيهِم بِحِجَارَةٍ مِّن سِجِّيلٍ
Izay nitoraka tanimanga avy amin'ny Afobe azy ireo.
5فَجَعَلَهُمْ كَعَصْفٍ مَّأْكُولٍ
Ka nanao azy ireo ho toy ny ravi-mololo voatsakotsako.
Al-FilFizahan-takila Koraña
5Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Fil 4

Surah Al-Fil Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay nitoraka tanimanga avy amin'ny Afobe azy ireo.

Surah Andininy 4/5 — Al-Fil الفيل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fil Henoy, Al-Fil Fandikana, Al-Fil mp3, Al-Fil pdf. Andininy 2–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers