Al-Fil · 3/5
Fandikana Fanononana — Surah Al-Fil
وَأَرْسَلَ عَلَيْهِمْ طَيْرًا أَبَابِيلَ ۝٣
Wa arsala `alaihim tairan abaabeel
📖 Dikany Malagasy
Ka nandefasany andiam-borona maro mifanesy izy ireo,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-5 — Surah Al-Fil

1أَلَمْ تَرَ كَيْفَ فَعَلَ رَبُّكَ بِأَصْحَابِ الْفِيلِ
Moa tsy fantatrao va nanao ahoana no nanaovan'ny Tomponareo ireo olon'ny elefanta ?
2أَلَمْ يَجْعَلْ كَيْدَهُمْ فِي تَضْلِيلٍ
Moa va tsy nataony nanjavona ny teti-dratsin'izy ireo ?
3وَأَرْسَلَ عَلَيْهِمْ طَيْرًا أَبَابِيلَ
Ka nandefasany andiam-borona maro mifanesy izy ireo,
4تَرْمِيهِم بِحِجَارَةٍ مِّن سِجِّيلٍ
Izay nitoraka tanimanga avy amin'ny Afobe azy ireo.
5فَجَعَلَهُمْ كَعَصْفٍ مَّأْكُولٍ
Ka nanao azy ireo ho toy ny ravi-mololo voatsakotsako.
Al-FilFizahan-takila Koraña
5Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Fil 3

Surah Al-Fil Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka nandefasany andiam-borona maro mifanesy izy ireo,

Surah Andininy 3/5 — Surah Al-Fil الفيل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Fil Henoy, Surah Al-Fil Fandikana, Surah Al-Fil mp3, Surah Al-Fil pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers