Al-Masad · 4/5
Fandikana Fanononana — Surah Al-Masad
وَامْرَأَتُهُ حَمَّالَةَ الْحَطَبِ ۝٤
Wam ra-atuh hamma latal-hatab
📖 Dikany Malagasy
Toy izany koa ny vadiny izay mitondra hazon-kitay feno tsilo,

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-5 — Surah Al-Masad

2مَا أَغْنَىٰ عَنْهُ مَالُهُ وَمَا كَسَبَ
Tsy nahavita na inona na inona taminy ny hareny sy izay nangoniny.
3سَيَصْلَىٰ نَارًا ذَاتَ لَهَبٍ
Ka hodorana ao anaty afo miredareda izy.
4وَامْرَأَتُهُ حَمَّالَةَ الْحَطَبِ
Toy izany koa ny vadiny izay mitondra hazon-kitay feno tsilo,
5فِي جِيدِهَا حَبْلٌ مِّن مَّسَدٍ
ho eny am-bozony ny tady mafy vita amin'ny kofehy madinika.
Al-MasadFizahan-takila Koraña
5Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Masad 4

Surah Al-Masad Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy izany koa ny vadiny izay mitondra hazon-kitay feno tsilo,

Surah Andininy 4/5 — Surah Al-Masad المسد (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Masad Henoy, Surah Al-Masad Fandikana, Surah Al-Masad mp3, Surah Al-Masad pdf. Andininy 2–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers