Al-Masad · 3/5
Fandikana Fanononana — Al-Masad
سَيَصْلَىٰ نَارًا ذَاتَ لَهَبٍ ۝٣
Sa yas laa naran zaata lahab
📖 Dikany Malagasy
Ka hodorana ao anaty afo miredareda izy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-5 — Al-Masad

1تَبَّتْ يَدَا أَبِي لَهَبٍ وَتَبَّ
Aoka ho levona ireo tànana roan’i Abo Lahab, ary ho levona koa ny tenany.
2مَا أَغْنَىٰ عَنْهُ مَالُهُ وَمَا كَسَبَ
Tsy nahavita na inona na inona taminy ny hareny sy izay nangoniny.
3سَيَصْلَىٰ نَارًا ذَاتَ لَهَبٍ
Ka hodorana ao anaty afo miredareda izy.
4وَامْرَأَتُهُ حَمَّالَةَ الْحَطَبِ
Toy izany koa ny vadiny izay mitondra hazon-kitay feno tsilo,
5فِي جِيدِهَا حَبْلٌ مِّن مَّسَدٍ
ho eny am-bozony ny tady mafy vita amin'ny kofehy madinika.
Al-MasadFizahan-takila Koraña
5Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Masad 3

Surah Al-Masad Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka hodorana ao anaty afo miredareda izy.

Surah Andininy 3/5 — Al-Masad المسد (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Masad Henoy, Al-Masad Fandikana, Al-Masad mp3, Al-Masad pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers