Al-Masad · 2/5
Fandikana Fanononana — Surah Al-Masad
مَا أَغْنَىٰ عَنْهُ مَالُهُ وَمَا كَسَبَ ۝٢
Maa aghna `anhu maaluhu wa ma kasab
📖 Dikany Malagasy
Tsy nahavita na inona na inona taminy ny hareny sy izay nangoniny.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Al-Masad

1تَبَّتْ يَدَا أَبِي لَهَبٍ وَتَبَّ
Aoka ho levona ireo tànana roan’i Abo Lahab, ary ho levona koa ny tenany.
2مَا أَغْنَىٰ عَنْهُ مَالُهُ وَمَا كَسَبَ
Tsy nahavita na inona na inona taminy ny hareny sy izay nangoniny.
3سَيَصْلَىٰ نَارًا ذَاتَ لَهَبٍ
Ka hodorana ao anaty afo miredareda izy.
4وَامْرَأَتُهُ حَمَّالَةَ الْحَطَبِ
Toy izany koa ny vadiny izay mitondra hazon-kitay feno tsilo,
Al-MasadFizahan-takila Koraña
5Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Masad 2

Surah Al-Masad Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy nahavita na inona na inona taminy ny hareny sy…

Surah Andininy 2/5 — Surah Al-Masad المسد (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Masad Henoy, Surah Al-Masad Fandikana, Surah Al-Masad mp3, Surah Al-Masad pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers