Al-Ma'un · 5/7
Fandikana Fanononana — Al-Ma'un
الَّذِينَ هُمْ عَن صَلَاتِهِمْ سَاهُونَ ۝٥
Al lazeena hum `an salaatihim sahoon
📖 Dikany Malagasy
Izay manao an-tsirambina ny fivavahan'izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 3-7 — Al-Ma'un

3وَلَا يَحُضُّ عَلَىٰ طَعَامِ الْمِسْكِينِ
Ary tsy mampirisika mihitsy amin'ny fampihinanana ny mahantra.
4فَوَيْلٌ لِّلْمُصَلِّينَ
Koa loza ho an'ireo mpivavaka.
5الَّذِينَ هُمْ عَن صَلَاتِهِمْ سَاهُونَ
Izay manao an-tsirambina ny fivavahan'izy ireo.
6الَّذِينَ هُمْ يُرَاءُونَ
Sy ireo feno fisehosehoana.
7وَيَمْنَعُونَ الْمَاعُونَ
ary manakana ny fanampiana (ho an’izay mila izany)
Al-Ma'unFizahan-takila Koraña
7Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Ma'un 5

Surah Al-Ma'un Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay manao an-tsirambina ny fivavahan'izy ireo.

Surah Andininy 5/7 — Al-Ma'un الماعون (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ma'un Henoy, Al-Ma'un Fandikana, Al-Ma'un mp3, Al-Ma'un pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers