PDF —
Surah Al-Ma'un pdf — Alaino (Malagasy)
Surah Al-Ma'un pdf Malagasy — Alaino Surah Al-Ma'un Fandikana. Surah Al-Ma'un (Meccan) 7 Andininy.
More Surah PDF
Surah Al-Ma'un

ﭦﭧﭨﭩﭪ
107:1
Moa hitanao va ny olona mampandainga ny Andro farany ?
ﭫﭬﭭﭮﭯ
107:2
Izany dia ireo izay manosi-bohon-tanana ny kamboty.
ﭰﭱﭲﭳﭴﭵ
107:3
Ary tsy mampirisika mihitsy amin'ny fampihinanana ny mahantra.
ﭶﭷﭸ
107:4
Koa loza ho an'ireo mpivavaka.
ﭹﭺﭻﭼﭽﭾ
107:5
Izay manao an-tsirambina ny fivavahan'izy ireo.
ﭿﮀﮁﮂ
107:6
Sy ireo feno fisehosehoana.
ﮃﮄﮅ
107:7
ary manakana ny fanampiana (ho an’izay mila izany)
Koraña Masina
Tuesday, September 29, 2026
Don't forget us in your sincere prayers







