Al-Ma'un · 2/7
Fandikana Fanononana — Al-Ma'un
فَذَٰلِكَ الَّذِي يَدُعُّ الْيَتِيمَ ۝٢
Fa zaalikal lazi yadu`ul-yateem
📖 Dikany Malagasy
Izany dia ireo izay manosi-bohon-tanana ny kamboty.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-4 — Al-Ma'un

1أَرَأَيْتَ الَّذِي يُكَذِّبُ بِالدِّينِ
Moa hitanao va ny olona mampandainga ny Andro farany ?
2فَذَٰلِكَ الَّذِي يَدُعُّ الْيَتِيمَ
Izany dia ireo izay manosi-bohon-tanana ny kamboty.
3وَلَا يَحُضُّ عَلَىٰ طَعَامِ الْمِسْكِينِ
Ary tsy mampirisika mihitsy amin'ny fampihinanana ny mahantra.
4فَوَيْلٌ لِّلْمُصَلِّينَ
Koa loza ho an'ireo mpivavaka.
Al-Ma'unFizahan-takila Koraña
7Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Ma'un 2

Surah Al-Ma'un Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany dia ireo izay manosi-bohon-tanana ny kamboty.

Surah Andininy 2/7 — Al-Ma'un الماعون (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ma'un Henoy, Al-Ma'un Fandikana, Al-Ma'un mp3, Al-Ma'un pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers