Surah Al-Ma'arij amin'ny teny Arabo sy Malagasy
Vakio ny Surah Al-Ma'arij miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (44 Andininy — مكية). Al-Ma'arij Henoy, Al-Ma'arij Fandikana, Al-Ma'arij mp3, Al-Ma'arij pdf.Vakio sy Henoy ny Surah Al-Ma'arij
🎧 Andininy
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
—
x1
سَأَلَ سَائِلٌ بِعَذَابٍ وَاقِعٍ ١
📖 Fandikana
Andininy 1
Nisy mpanontany iray nanontany ny famaizana hihatra.
لِّلْكَافِرِينَ لَيْسَ لَهُ دَافِعٌ ٢
📖 Fandikana
Andininy 2
Amin’ireo tsy mpino, izay tsy azon’iza na iza ho toherina.
مِّنَ اللَّهِ ذِي الْمَعَارِجِ ٣
📖 Fandikana
Andininy 3
Avy amin’I Allah, ilay Tompon’ny lalan’ny fiakarana.
تَعْرُجُ الْمَلَائِكَةُ وَالرُّوحُ إِلَيْهِ فِي يَوْمٍ كَانَ مِقْدَارُهُ خَمْسِينَ أَلْفَ سَنَةٍ ٤
📖 Fandikana
Andininy 4
Miakatra any Aminy ireo Anjely sy ilay Fanahy, amin’ny andro iray izay mitovy faharetana amin’ny dimy alina taona.
يَوْمَ تَكُونُ السَّمَاءُ كَالْمُهْلِ ٨
📖 Fandikana
Andininy 8
Andro izay hahatonga ny lanitra ho toy ny vy miempo.
وَتَكُونُ الْجِبَالُ كَالْعِهْنِ ٩
📖 Fandikana
Andininy 9
Ary ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety.
وَلَا يَسْأَلُ حَمِيمٌ حَمِيمًا ١٠
📖 Fandikana
Andininy 10
Ary tsy hanontanian’ny namana mahatoky ny namany intsony.
يُبَصَّرُونَهُمْ ۚ يَوَدُّ الْمُجْرِمُ لَوْ يَفْتَدِي مِنْ عَذَابِ يَوْمِئِذٍ بِبَنِيهِ ١١
📖 Fandikana
Andininy 11
Na dia mifankahita aza izy ireo. Amin’io andro io dia te-hanakalo ny famaizana azy ireo amin’ny fanomezana ireo zanany ny mpanao ratsy.
وَفَصِيلَتِهِ الَّتِي تُؤْوِيهِ ١٣
📖 Fandikana
Andininy 13
Eny, fa na dia ireo mpiara-monina taminy nampiantrano azy aza.
وَمَن فِي الْأَرْضِ جَمِيعًا ثُمَّ يُنجِيهِ ١٤
📖 Fandikana
Andininy 14
Sy izay rehetra eto an-tany izay afaka hanavotra azy.
تَدْعُو مَنْ أَدْبَرَ وَتَوَلَّىٰ ١٧
📖 Fandikana
Andininy 17
Antsoiny izay nanome lamosina sy nihataka.
۞ إِنَّ الْإِنسَانَ خُلِقَ هَلُوعًا ١٩
📖 Fandikana
Andininy 19
Eny ! Nohariana tsy hahatombina ny olombelona.
وَإِذَا مَسَّهُ الْخَيْرُ مَنُوعًا ٢١
📖 Fandikana
Andininy 21
Ary rehefa nahazo fahasoavana kosa dia fatra-pandà.
الَّذِينَ هُمْ عَلَىٰ صَلَاتِهِمْ دَائِمُونَ ٢٣
📖 Fandikana
Andininy 23
Izay mandala mandrakariva izany (vavaka fanompoana).
وَالَّذِينَ فِي أَمْوَالِهِمْ حَقٌّ مَّعْلُومٌ ٢٤
📖 Fandikana
Andininy 24
Ary manana adidy voafaritra tsara amin’ny fananany.
وَالَّذِينَ يُصَدِّقُونَ بِيَوْمِ الدِّينِ ٢٦
📖 Fandikana
Andininy 26
Ary mino tanteraka ny andro famaliana.
وَالَّذِينَ هُم مِّنْ عَذَابِ رَبِّهِم مُّشْفِقُونَ ٢٧
📖 Fandikana
Andininy 27
Sy izay matahotra fatratra ny famaizan’ny Tompon’izy ireo.
إِنَّ عَذَابَ رَبِّهِمْ غَيْرُ مَأْمُونٍ ٢٨
📖 Fandikana
Andininy 28
Marina tokoa fa tsy misy manana fahatoniana manoloana ny famaizan'ny Tompony.
وَالَّذِينَ هُمْ لِفُرُوجِهِمْ حَافِظُونَ ٢٩
📖 Fandikana
Andininy 29
Ary ireo izay mitandrina amin'ny fahadiovam-pitondran-tenany.
إِلَّا عَلَىٰ أَزْوَاجِهِمْ أَوْ مَا مَلَكَتْ أَيْمَانُهُمْ فَإِنَّهُمْ غَيْرُ مَلُومِينَ ٣٠
📖 Fandikana
Andininy 30
ka tsy manao firaisana afa-tsy amin'ny vadiny, na amin'ny mpanompony, fa tsy azo omen-tsiny amin'izany izy ireo.
فَمَنِ ابْتَغَىٰ وَرَاءَ ذَٰلِكَ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْعَادُونَ ٣١
📖 Fandikana
Andininy 31
Fa izay mitady fahafinaretana ankoatr'izany kosa dia izy ireo tokoa no mpandika lalàna.
وَالَّذِينَ هُمْ لِأَمَانَاتِهِمْ وَعَهْدِهِمْ رَاعُونَ ٣٢
📖 Fandikana
Andininy 32
Ary izay mitandrina ny fananana nankinina taminy sy manaja tanteraka ny fifanekena .
وَالَّذِينَ هُم بِشَهَادَاتِهِمْ قَائِمُونَ ٣٣
📖 Fandikana
Andininy 33
Ary mijoro ho vavolombelona amin'ny fahamarinana.
وَالَّذِينَ هُمْ عَلَىٰ صَلَاتِهِمْ يُحَافِظُونَ ٣٤
📖 Fandikana
Andininy 34
Sy izay mandala ny vavaka fanompoana ataony.
أُولَٰئِكَ فِي جَنَّاتٍ مُّكْرَمُونَ ٣٥
📖 Fandikana
Andininy 35
Dia izy ireo no homem-boninahitra ao amin'ireo zaridaina.
فَمَالِ الَّذِينَ كَفَرُوا قِبَلَكَ مُهْطِعِينَ ٣٦
📖 Fandikana
Andininy 36
Inona ary no mahazo ireo tsy mpino no mihazakazaka manantona anao, manalava tenda ?
عَنِ الْيَمِينِ وَعَنِ الشِّمَالِ عِزِينَ ٣٧
📖 Fandikana
Andininy 37
Tonga ny andiany avy an-kavanana sy an-kavia .
أَيَطْمَعُ كُلُّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ أَن يُدْخَلَ جَنَّةَ نَعِيمٍ ٣٨
📖 Fandikana
Andininy 38
Moa samy mitsiriritra ny ho ampidirina ao amin'ny zaridainan'ny fahasambarana va izy ireo ?
كَلَّا ۖ إِنَّا خَلَقْنَاهُم مِّمَّا يَعْلَمُونَ ٣٩
📖 Fandikana
Andininy 39
Tsia ! Noharianay avy tamin'izay efa fantany izy ireo.
فَلَا أُقْسِمُ بِرَبِّ الْمَشَارِقِ وَالْمَغَارِبِ إِنَّا لَقَادِرُونَ ٤٠
📖 Fandikana
Andininy 40
Tsia !Mianiana amin'ny Tompon'ireo fiposahana sy ny filentehana Aho, fa Izahay dia manana fahefana.
عَلَىٰ أَن نُّبَدِّلَ خَيْرًا مِّنْهُمْ وَمَا نَحْنُ بِمَسْبُوقِينَ ٤١
📖 Fandikana
Andininy 41
Hanolo azy ireo amin'ny tsaratsara kokoa, ary tsy misy afaka hisakana anay amin'izany.
فَذَرْهُمْ يَخُوضُوا وَيَلْعَبُوا حَتَّىٰ يُلَاقُوا يَوْمَهُمُ الَّذِي يُوعَدُونَ ٤٢
📖 Fandikana
Andininy 42
Avelao ary izy ireo ho tafalatsaka lalina amin'ny tsy finoany sy ho variana mandra-pifanenany amin'ilay andro nampitandremana azy ireo.
يَوْمَ يَخْرُجُونَ مِنَ الْأَجْدَاثِ سِرَاعًا كَأَنَّهُمْ إِلَىٰ نُصُبٍ يُوفِضُونَ ٤٣
📖 Fandikana
Andininy 43
Andro izay hivoahan'izy ireo haingana ao am-pasana tahaky ny hihazakazaka ho eny amin'ny vatolahy.
خَاشِعَةً أَبْصَارُهُمْ تَرْهَقُهُمْ ذِلَّةٌ ۚ ذَٰلِكَ الْيَوْمُ الَّذِي كَانُوا يُوعَدُونَ ٤٤
📖 Fandikana
Andininy 44
Ka hiondrika ny mason'izy ireo, hanarona azy ny fahafaham-baraka. Izany ilay andro nampitandremana azy ireo !
Vakio Surah Al-Ma'arij Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers

